tkg_2co_text_reg/08/13.txt

1 line
413 B
Plaintext

\v 13 Fa iza asa izany da tsy hagnameva gne hafa sady tsy hapavesatry anareo. Kanefa tokony ho hisy avao gne rariny. \v 14 Gne hare nareo am'izao fotoa izao da hagnome izay ilaindreo. Ka izan da midka fa harendreo da hisy hagnomeza zay ilainareo koa. Ary mba hagnomezandreo gne rariny. \v 15 Araky izay efa voasoratry da hoe: ''Zay mana maro da tsy nana ambiny, ary izay nana kidikidy da tsy nana gne tsy ampy.''