tkg_2co_text_reg/05/13.txt

1 line
410 B
Plaintext

\v 13 Fa raha very say iay, da hoan'Andriamanitry iizany;ary raha tonga say tsara iay, da ho anareo izany. \v 14 Fa gne fitiavan'i kristy gne mampirisiky anay, satria azonay antoky gne hoe: nisy olo raiky maty hoan'gn'olo aby ary noho izany da maty gne rehetra. \v 15 Maty Izy hoan'gne rehetra,mba tsy ho velo hoan'etegna ndreo esana indreo zay velo fa ho Anazy izay maty ary natsanga nohon'gne fitiava andreo.