tkg_2co_text_reg/05/11.txt

1 line
462 B
Plaintext

\v 11 Noho izany, gne fahafantara gne tahotry gne Tompo, gne handresetsika lahatry gn'olo. Gne maha atsika antsika da hitan'Andriamanitry mazava. Magnategna iaho fa mazava ame feon'e fieritreretanareo avakoa izany. \v 12 Tsy miezaky handresy lahatry anareo koa iay fa mba hagnety anay mitovy ame mahitsy fo. Fa magnome antony ho anareo hirehareha nohon'gn'aminay iay, mba hanagnanareo valin'e zaka ho andreo izay mirehareha am'gn'endriky ivelany fa tsy gn'am-po.