tkg_2co_text_reg/03/17.txt

1 line
257 B
Plaintext

\v 17 Ary gne Tompo da Fagnahy. Izay misy gne Fagnahin'ny Tompo da misy fahafahagny. \v 18 Ary isika rehetra da tsy misarom-bohaly, da mahita gne voninahitra mitovy izay avy ame voninahitra ho ame voninaitra, izay avy amin'ny Tompo, tsy iza fa gne Fagnahy.