tkg_2co_text_reg/03/14.txt

1 line
385 B
Plaintext

\v 14 Fa gne sain'idreo da donto. Ndre da mandrak'ankehtriny zany voaly zany da mbola mijanogny eo ame famakiagny gne fanekegny taloha. Tsy misokaty zany, satria ao amin'i Kristy avao izany gnalaigny.\v 15 Nefa ndre da ankehitriny, ndre ovia gne vakigny gne lalàn'i Mosesy, da mandrakotry gne fon'dreo gne vohaly.\v 16 Nefa raha mitodiky amin'ny Tompo gne olo, da alainy gne vohaly.