tkg_2co_text_reg/02/16.txt

1 line
442 B
Plaintext

\v 16 Ho an'gne olo ho faty, izany da hanitry avy ame fahafatesagny ho ame fahafatesagny. Ho ane sasany izay novonjegny, da hanitry gne fiaignagny ame fiaignagny. Iza gne mendiky amin'ireo zavatry ireo? \v 17 Fa iahy da tsy mitovy amin'ireo ologny maro izay mivarotry gne tenin'Andriamanitra mba nanagnany tombony. Fa kosa, ame fahadiovam-po gne izakanay amin'i Kristy,satria nalefa avy amin'Andriamanitra iahy, tao ame fahitan'Andriamanitra.