tkg_2co_text_reg/02/14.txt

1 line
291 B
Plaintext

\v 14 Fa fisaoragny ane ho an'Andiamanitra, izay ao amin'i Kristy mitariky anay isanandro ao ame fandresegny. Ame alalantsika da ahely ndre aia gne hanitry mamin'ny fahalalagny az.\v 15 Fa iahy da hanitra mamain'i Kristy an'Andriamanitra, na teo amin'ireo izay novonjena sy tamireo ho faty.