tkg_2co_text_reg/02/10.txt

1 line
276 B
Plaintext

\v 10 Raha mamela olona anareo, mamela izany olona izany koa aho. Izay navelako- raha namela gne zava-drehetra aho- izany famelagny izany da fitiavagny anareo ame fagnatrehan'i Kristy. \v 11 Izany da mba tsy hamitan'ny satana anay. Satria iahy da mahafantatry gne fandaharany.