tkg_2co_text_reg/01/23.txt

1 line
323 B
Plaintext

\v 23 Fa niantso an'Andriamanitra iaho, nagnano vavolombelogny ho anaha izay antony tsy nevisako tao Korinto mba hamindrako fo aminareo. \v 24 Izany da tsy sagnatria noho izahay miezaky ny mamehy izay tokony ho finoanareo. fa kosa izahay da miara-miasa aminareo ame fifalianaeo, satria ianareo mijoro ao ame finoagninareo.