tkg_2co_text_reg/09/08.txt

1 line
312 B
Plaintext

\v 8 Gn'Andriamanitry da afaky mampitombo gne fitahia ho anao, ame raha aby sady afaky hahazo zay ilainareo aby anareo. Izany gne misy da mba afahanareo magnatombo gne asa soa anareo. \v 9 Izany da araky gne vosoratry hoe: ''Nizarainy gne hareny ary nomeny an'e sahira. Maharitry mandrakizay gne fahamarignany.''