\v 1 Fa nanapa- kevitra ny tsy anantona anareo indraiky gne tenako ame fotoam-pangirifirigny .\v 2 Raha niteraky alahelo anareo iaho, ia gne afaky mampifaly anaha akoatran'ilay ray izay noratraiko ihany?