tkg_2co_text_reg/07/13.txt

1 line
458 B
Plaintext

\v 13 Tame gn'alalanizany gne nampahereza anay. Mihotry nohon'e fampahereza izay efa anagnanay, Tsy homby tratra gne fifaliany nohon'e fifalian'i Titosy, satria gne efa niheritreretiny da velombelogne noho gne aminareo rehetra.\v 14 Raha i aho gne nirehareha tame gne momba nareo, da tsy mba afa-baraka aho. Mifanohitry amin'izany, gne raha rehetra izay nizakanay taminareo da marina aby, gne fireharehanay momba nareo tamin'i Titosy da voaporofo fa marina.