tkg_2co_text_reg/13/09.txt

1 line
351 B
Plaintext

\v 9 Fa atsika da mifaly raha malemy na mahery anareo. Fa atsika koa da mivavaky mba ho anitsika feno anareo. \v 10 Manoratry ity raha ity iaho raha magnalavitry anareo iaho, ka raha miaraky aminareo iaho da tsy votery minday anareo ame favignira ame fampihara gne fahefako- izay nomen'e Tompo ana, mba hananganako anareo sady mba tsy hanimba anareo.