tkg_2co_text_reg/13/01.txt

1 line
331 B
Plaintext

\v 1 Fagnitelon'izao gne nandalovako taty aminareo. ''Gne fagnisia tobotiky aby da tsy maitsy mitsanga ame porofo ne vavolombelo roy na telo. \v 2 '' Efa nizaka taminareo izay nanota taloha sy taminareo ambiny aby avakoa raha tame fagnindroiny, sady zakaiko avakoa izany hoe: ''Raha avy koa iaho, da tsy hafiray andreo esana iaho''