tkg_2co_text_reg/09/03.txt

1 line
559 B
Plaintext

\v 3 Ka nirahako gne ralaha mba tsy hisy dikany gne fireharehantsika mikasiky anareo, ary mba ho vony anareo ,araky gne efa nizakaiko taminareo. \v 4 Raha atsy izany, raha ,misy Makedonia maro miaraky amina ary mahita anareo mbola tsy vono, da ho megnatry atsika-tsy mizaka na ino na ino mikasiky anareo iaho-noho gne fahatokisa anareo.\v 5 Ka mandiniky iaho fa ilaigny gne mandrisiky gne ralah handea aminao sady hagnano fifagnaraha aloha ame gne fagnomeza izay nampagnategnainao. Izany da afaha mivonogny akô gne fitahia, fa tsy akô gne raha tsy azo eke.