tkg_2co_text_reg/07/05.txt

1 line
516 B
Plaintext

\v 5 Raha avy tagny Makedonia iay, tsy nana fangala valaky gne ainay. Noho izany nalehelo tame fomba rehetra iay noho gne ady tagny ivelnay,sy gne tahotry tagn'aty. \v 6 Fa Andriamanitry,izay nankahery gne kivy, nankahery anay tame fihavian'i Titosy. \v 7 Tsy tam'gn'alalan'gne fihevisany avao gne hankaherezan'Andriamanitry atsika. Fa tame fankahereza noresin'i Titosy taminareo. Mizaka amisika izy gn'ame hazakaben'e fitiavanareo sy gn'alahelonareo ary gne fitahianareo ana tokôtry. Ka ho faly mandrakizay iaho.