tkg_2co_text_reg/13/03.txt

1 line
283 B
Plaintext

\v 3 Mizaka anareo an'izany iaho satria anareo da mitady porofo fa i Kristy da nizaka am'gn'alalako. Tsy malemy aminareo Izy. \v 4 Fa da mahery aminareo. Fa Izy da noviny ame fahaleme, nefa velo tame herin'Andriamanitry. Fa atsika koa da malemy ame gne herikn'Andriamanitry aminareo.