tkg_2co_text_reg/12/16.txt

1 line
404 B
Plaintext

\v 16 Fa ndre da akô izany aza, da tsy nagnavesatry anareo iaho. Satria iaho fetsifetsy be, da iaho raiky gne nahazo anareo tame fitaky. \v 17 Nagnararaotry anareo tam'gn'alalan'gn'olo izay nirako taminareo iaho?\v 18 Nagniraky malaky an'i Titosy ho agny aminareo iaho, sady nirako niaraky taminazy gne ralahiny sasany. Nagnararaotry anareo me i Titosy? Raiky lala me atsiaka? Tsy niara-dia me atsika?