tkg_2co_text_reg/12/08.txt

1 line
455 B
Plaintext

\v 8 Itelo iaho gne nitalaho tam'i Tompo momba an'izany, mba angalany an'izany amina. \v 9 Fa hoy izy tamina hoe: ''Ampy anao gne fasoavako, fa gne hery da nanÿ ho lafatry ame fahaleme.'' Aleoko mirehareha kokoa ame falemeko, mba hipetrahan'gne tanjak'i Kristy amina atoa. \v 10 Noho izany da fifalia gne ao am'i Kristy ame faleme, ame fifanevateva, ame koronta, ame fagnia sy gn'ame fotoa sarotry iaho. Fa na ovia na ovia malemy iaho da mantanjaky avao.