tkg_2co_text_reg/07/02.txt

1 line
396 B
Plaintext

\v 2 Alay iay! Fa tsy nagnano ratsy tamin'ia na tamin'ia.Tsy navoratry na nagnararaotry na ia na ia iay. \v 3 Tsy hagnameloky anareo gne hizakako izany. Fa efa nizakaiko fa ato am-ponay anareo, fa miaraky maty sady miaraky velo atsika. \v 4 Mana fahatokisa zakabe aminareo iaho, sad mirrehareha noho gn'aminareo. Feo fampionogna aho. Misesisesy gne hafaliako ndre da eo gne famijalila rehetra.