tkg_2co_text_reg/06/14.txt

1 line
543 B
Plaintext

\v 14 Ka mifamatotry am'ireo tsy mpino. Fa ino me gne hindraisan'e fahamarina ame fandika lalàgna? Fa ino gne hiarahan'e mazava ame mizy?\v 15 Ino gne mety hifagnaraha gn'eo am'i Kristy sy Beliala? Na ino gne tokony gn'anjaran'e mpino raiky sy mae tsy mpino raiky? \v 16 Ary ino me gne fifagnaraha misy ame eglizin'Andriamanitry sy gne fanompoa sampy? Fa atsika da tempolin'Andriamanitry velo, araky gne'efa nizakain'Andriamanitry hoe: ''Hipetraky amindreo Iaho ary handeha amindreo. Iaho da ho Andriamanitr'indreo ary indreo da ho oloko.''