tkg_2co_text_reg/06/11.txt

1 line
312 B
Plaintext

\v 11 Iay da nizaka gne mariny rehetrataminareo, ry Korintiana, gne fonay da misokatry midagnadagna. \v 12 Gne fonareo da tsy nofehezinay, fa anareo gne nifé gne fihetse-ponareo manoka. \v 13 Ary mba ho valiny izany ara-dalana- mizaka aminareo akô gn'anin'e zaza madiniky iaho- sokafy hidagnadagna gne fonareo.