tkg_2co_text_reg/06/08.txt

1 line
570 B
Plaintext

\v 8 Iay da miasa ame voninahitry sy ame fangala-baraka, ame fagnaratsia sy gne fiderà. Iay da nasia kobotiky ho mpamitaky nefa iay da olo marigny. \v 9 Iay da miasa akô iregny olo tsy misy mafantatry iregny nefa iay da mbola malaza. Miasa akô olo ho faty iay- hiteo fa mbola miaigny iay. Miasa iay akô olo ho sazÿ noho gne asanay nefa tsy akô gn'aniny gne hovinÿ. \v 10 Iay da miasa akô gne malahelo, nefa da mifaly fezay. Iay da miasa akô gne sahira ,kanefa da mampana-karer olo maro iay. Miasa ako tsy mana na ino na ino iay kanefa ako mana gne raha rehetra.