tkg_2co_text_reg/06/01.txt

1 line
414 B
Plaintext

\v 1 Miaraha miasa aminazy, iay avakoa da mandrisiky anareo tsy hangala gne fahasoavan'Andriamanitry fahatany. \v 2 Fa nizaka izy hoe: ''Tame fotoa mety da niteno anareo Iaho, ary tame gn'andron'e famonje da nagnampy anareo Iaho. Hiteo, am'izao gne fotoa mey. Hiteo,a'izao gn'andron'e famonje.\v 3 Tsy magnapetraky vato matafitoha agn'olohan'ia na ia iay, fa iay tsy mikiry gne hampalazaratsy gne asa fanompoanay.