tkg_2co_text_reg/05/18.txt

1 line
341 B
Plaintext

\v 18 Ireo zavatry rehetra ireo da avy amin'Andriamanitry. Nampevaniny tame Tegnany tam'gn'alalan'i Kristy atsika, sady nomeny atsika gne asa fagnompoa fivavaha. \v 19 Izany hoe, ao am'i Kristy Andriamanitry gne mampihava izao tontolo izao ame Tegnany, tsy magnisa gne fahadisovandreo amindreo. Nankiny taminay gne hafatry gne fampihavagna.