tkg_2co_text_reg/05/16.txt

1 line
367 B
Plaintext

\v 16 Noho izany antony izany, manomboky androany da tsy mitsara na ia na ia araky gne fomba n'gn'olombelo atsika, ndre da efa nahita an'i Kristy mitovy am'izany atsika taloha. Fa am'izao andro zao atsika da tsy mitsara na ia na ia esana.\v 17 Noho izany, raha misy oloao ao am'i Kristy, da olom-baovao izy. Efa lasa gne raha taloha. Hiteo fa efa lasa vaovao indreo.