tkg_2co_text_reg/04/11.txt

1 line
215 B
Plaintext

\v 11 Iay velogny da minday fezay ame vatanay gne fahafatesan'i Jesosy, ame fiaignan'i Jesosy da hiseho ame gn'ainay olombelo.\v 12 Noho izany gne fahafatesa da miasa amintsika, fa gne fiaina da miasa ao aminareo.