tkg_2co_text_reg/02/08.txt

1 line
212 B
Plaintext

\v 8 Noho izany mankahery anareo aho mba hagnamafy ampahibe-maso gne fitiavanareo azy. \v 9 Izany gne antony nanoratako, amizay mba mety hitsapako anareo ary ahafantarako na mankatoa amin'ny zava-drehetra anareo.