tkg_2co_text_reg/02/05.txt

1 line
362 B
Plaintext

\v 5 Raha nisy olo ndax niteraky alahelo, da tsy niteraky an'izany tamina raiky izy, fa tame endiky hafa-- tsy hagnitatry lotry anizany-- aminareo rehetra. \v 6 Ampy gne fagnasazigny naniny gne maro rehetra io olo io. \v 7 Ka amizao raha tokony ho fagnasazigny, anareo da tokony hamela sy hampionona azy. Anio izany mba tsy handifotry zay ame alahelony be lotry.