\v 21 Ary gn'Andriamanitra zay nagnamafy anay aminareo ao amin'i Kristy, izy tokôtry nda gne nagniraky antsika. \v 22 Izy da nagnisy tombo-kase tamintsika ary nagnome fagnahy ho ao ampntsika ho antok'izay mbola omeny antsika koa nda afara agny.