tkg_2co_text_reg/01/12.txt

1 line
605 B
Plaintext

\v 12 Iay da mirehareha tokotry ame fijoroagny vavolombelogny ame feony gne fieritreretanay . Fa tame fikasa madio sy fahasoram-po izay avy amin'Andriamanitra izay nitondranay gne tegnanay ao amin'izao tontolo izao. Iay da nahavita izany rehetra izany ankamarohany da niaraky taminareo-- tsy tame fahendren'izao tontolo izao,fa tame fahasoavan'Andriamanitra.\v 13 Iay da tsy nanoratry zavatry tsy ho vovaky ho anareo. Iao da magnatenga fa,\v 14 satria anareo nahazo gne mombanay ame ampahany. Iay da ho antony gne reharehanareo ame andron'i Tompontsika Jesosy, mitovy aminareo ho antony gne reharehanay.