tkg_2co_text_reg/01/05.txt

1 line
545 B
Plaintext

\v 5 Fa mitovy gne hitombohan'ny fijalian'ny Kristy nohon'ny gnaminay, no hitombohan'ny fampiononagny anay koa amin'ny alalan'i Kristy. \v 6 Fa ra nampijaliny izahay, da ho an'ny fxampionanagny sy famonjegny anareo. Ary raha nampionangigny izahay, izany da ho fampionanagny anareo. Gne fampionangy da mandaitry raha managny faharetagny hizara ireo fijaliany izay mitovy ame fijaliany koa.\v 7 Fa gne fatokisany momba anareo da azo antoky, satria izahy da mahafantatry fax anareo koa da mizara ireo fijaliegny,anareo koa da mizara fampiononagny.