\v 7 Fa iay mana iza harena iza ao agnaty tavoara tanimanga, mba hazava fa gne hery zakabe mihĂ´try lavitry da an'Andriamanitry fa tsy anay. \v 8 Ampijaly ame fomba maro rehetra iay, nefa tsy resy. Very lavitry iay fa tsy ampy famoizam-po. \v 9 Ejehigny iay fa tsy niloza. Noviny iay fa tsy maty.\v 10 Milezagny ame tegnanay gne fahatesan'i Jesosy fezay iay, gne fianan'i Jesosy avakoa da hiseo ame tegnanay.