\c 1 \v 1 Paoly, apostoly raiky an'i Kristy tame sitrapon'Andriamanitra, sy Timoty rahahany, ho ane fengonan'Andriamanitra izay ao ame Korinto, ary ho an'ireo mpino rehetra magneragny gne faritra Akaia. \v 2 Ho aminareo gne fahasohavagny sy gne fihadanagny avy amin'Andriamanitra Abatsika sy gne Tompo Jesosy Kristy.