auto save

This commit is contained in:
MAD132 2020-01-30 03:04:42 -05:00 committed by root
parent 6141c48397
commit f24b699cbf
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa atsika da mifaly raha malemy na mahery anareo. Fa atsika koa da mivavaky mba ho anitsika feno anareo. Manoratry ity raha ity iaho raha magnalavitry anareo iaho, ka raha miaraky aminareo iaho da tsy votery minday anareo ame favignira ame fampihara gne fahefako- izay nomen'e Tompo ana, mba hananganako anareo sady mba tsy hanimba anareo.
\v 9 Fa atsika da mifaly raha malemy na mahery anareo. Fa atsika koa da mivavaky mba ho anitsika feno anareo. \v 10 Manoratry ity raha ity iaho raha magnalavitry anareo iaho, ka raha miaraky aminareo iaho da tsy votery minday anareo ame favignira ame fampihara gne fahefako- izay nomen'e Tompo ana, mba hananganako anareo sady mba tsy hanimba anareo.