auto save

This commit is contained in:
MAD132 2020-01-28 03:01:29 -05:00 committed by root
parent 03c33d0893
commit e3b326496e
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Hiteo eky e hambehaza vokatry gne fijalianareo tame fahoria ao amin'Andriamanitra. Zakabe tokotry habehaza e fijalia taminareo mba hagnaporofoa fa tsy manan-tsigny anareo. Zakabe tokotry gne habehaza gnavigniranareo, gne tahotranareo, gne alahelonareo, gne zotom-ponareo, sady gne fagnirianareo ahita gne fahamarina izay tokony hany! Ame raha rehetra da nagnaporofo tamé gne tegnanareo anareo mba tsy ho diso amin'izany raharaha izany. Na da nanoratry taminareo i aho,I aho da tsy nanoratry hoandreo mpagnano ratsy,
Hiteo eky e hambehaza vokatry gne fijalianareo tame fahoria ao amin'Andriamanitra. Zakabe tokotry habehaza e fijalia taminareo mba hagnaporofoa fa tsy manan-tsigny anareo. Zakabe tokotry gne habehaza gnavigniranareo, gne tahotranareo, gne alahelonareo, gne zotom-ponareo, sady gne fagnirianareo ahita gne fahamarina izay tokony hany! Ame raha rehetra da nagnaporofo tamé gne tegnanareo anareo mba tsy ho diso amin'izany raharaha izany. Na da nanoratry taminareo i aho,I aho da tsy nanoratry hoandreo mpagnano ratsy, na ho an'ny