auto save
This commit is contained in:
parent
9ebf8d5523
commit
e08ababd0a
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Fa iay mana fagna ne finoa mitovy ame vosoratry hoe: ''Nino iaho, ary da nizaka iaho hoe: ''Mino avakoa iay ,ary nizaka avakoa iay. Lalanay fa izy raiky gne nananga gne Jesosy Tompo,da mbola hananga atsika avakoa miaraky am'i Jesosy. Fantatray fa hinday anay miaraky aminareo ao ame fagnatreha Izy. Gne raha rehetra da ho anareo mba araky gne fahasoava naparitaky tame olo maro,gne hitombozan'e fagnomeza-pisaora am'e voninahitr'Andriamanitry.
|
||||
\v 13 Fa iay mana fagna ne finoa mitovy ame vosoratry hoe: \v 14 ''Nino iaho, ary da nizaka iaho hoe: ''Mino avakoa iay ,ary nizaka avakoa iay. Lalanay fa izy raiky gne nananga gne Jesosy Tompo,da mbola hananga atsika avakoa miaraky am'i Jesosy. Fantatray fa hinday anay miaraky aminareo ao ame fagnatreha Izy. \v 15 Gne raha rehetra da ho anareo mba araky gne fahasoava naparitaky tame olo maro,gne hitombozan'e fagnomeza-pisaora am'e voninahitr'Andriamanitry.
|
Loading…
Reference in New Issue