auto save
This commit is contained in:
parent
8076c4c979
commit
ce749d1881
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Raha te hirehareha iaho da tsy ho mola fa te hizaka gne marina. Fa hife gn'aiko ame firehareha iaho, mba tsy hisy na ia na ia hihevitry ana ho ambony noho izay hita amina na rè avy amina. Hofeheziko ame firehareha avakoa gn'aiko noho gne fagnambara miavaky. Noho iza da tsy ho feno firehareha iaho, da nasia fantsy gn';aiki, gme mpinday gn'hafatry gne devoly da hagankoronta ana, mba tsy hirehareha lotry iaho.
|
||||
\v 6 Raha te hirehareha iaho da tsy ho mola fa te hizaka gne marina. Fa hife gn'aiko ame firehareha iaho, mba tsy hisy na ia na ia hihevitry ana ho ambony noho izay hita amina na rè avy amina. \v 7 Hofeheziko ame firehareha avakoa gn'aiko noho gne fagnambara miavaky. Noho iza da tsy ho feno firehareha iaho, da nasia fantsy gn';aiki, gme mpinday gn'hafatry gne devoly da hagankoronta ana, mba tsy hirehareha lotry iaho.
|
Loading…
Reference in New Issue