auto save
This commit is contained in:
parent
8bb5a0098a
commit
701e3cc326
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ka nirahako gne ralaha mba tsy hisy dikany gne fireharehantsika mikasiky anareo, ary mba ho vony anareo ,araky gne efa nizakaiko taminareo. Rah atsy izany, raha ,misy Makedonia maro miaraky amina ary mahita anareo mbola tsy vono, da ho megnatry atsika-tsy mizaka na ino na ino mikasiky anareo iaho-noho gne fahatokisa anareo. Ka mandiniky iaho fa ilaigny gne mandrisiky gne ralah handea aminao sady hagnano fifagnaraha aloha ame gne fagnomeza izay nampagnategnainao. Izany da afaha mivonogny akô gne fitahia, fa tsy akô gne raha tsy azo eke.
|
||||
\v 3 Ka nirahako gne ralaha mba tsy hisy dikany gne fireharehantsika mikasiky anareo, ary mba ho vony anareo ,araky gne efa nizakaiko taminareo. \v 4 Raha atsy izany, raha ,misy Makedonia maro miaraky amina ary mahita anareo mbola tsy vono, da ho megnatry atsika-tsy mizaka na ino na ino mikasiky anareo iaho-noho gne fahatokisa anareo.\v 5 Ka mandiniky iaho fa ilaigny gne mandrisiky gne ralah handea aminao sady hagnano fifagnaraha aloha ame gne fagnomeza izay nampagnategnainao. Izany da afaha mivonogny akô gne fitahia, fa tsy akô gne raha tsy azo eke.
|
Loading…
Reference in New Issue