auto save

This commit is contained in:
MAD132 2020-01-30 03:04:42 -05:00 committed by root
parent 9722c06d4d
commit 6b4682049d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa ndre da akô izany aza, da tsy nagnavesatry anareo iaho. Satria iaho fetsifetsy be, da iaho raiky gne nahazo anareo tame fitaky. Nagnararaotry anareo tam'gn'alalan'gn'olo izay nirako taminareo iaho? Nagniraky malaky an'i Titosy ho agny aminareo iaho, sady nirako niaraky taminazy gne ralahiny sasany. Nagnararaotry anareo me i Titosy? Raiky lala me atsiaka? Tsy niara-dia me atsika?
\v 16 Fa ndre da akô izany aza, da tsy nagnavesatry anareo iaho. Satria iaho fetsifetsy be, da iaho raiky gne nahazo anareo tame fitaky. \v 17 Nagnararaotry anareo tam'gn'alalan'gn'olo izay nirako taminareo iaho?\v 18 Nagniraky malaky an'i Titosy ho agny aminareo iaho, sady nirako niaraky taminazy gne ralahiny sasany. Nagnararaotry anareo me i Titosy? Raiky lala me atsiaka? Tsy niara-dia me atsika?