auto save

This commit is contained in:
MAD132 2020-01-28 03:01:29 -05:00 committed by root
parent d1438581f8
commit 66d3e8e443
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Miaraha miasa aminazy, iay avakoa da mandrisiky anareo tsy hangala gne fahasoavan'Andriamanitry fahatany. Fa nizaka izy hoe: ''Tame fotoa mety da niteno anareo Iaho, ary tame gn'andron'e famonje da nagnampy anareo Iaho. Hiteo, am'izao gne fotoa mey. Hiteo,a'izao gn'andron'e famonje. Tsy magnapetraky vato matafitoha agn'olohan'ia na ia iay, fa iay tsy mikiry gne hampalazaratsy gne asa fanompoanay.
\v 1 Miaraha miasa aminazy, iay avakoa da mandrisiky anareo tsy hangala gne fahasoavan'Andriamanitry fahatany. \v 2 Fa nizaka izy hoe: ''Tame fotoa mety da niteno anareo Iaho, ary tame gn'andron'e famonje da nagnampy anareo Iaho. Hiteo, am'izao gne fotoa mey. Hiteo,a'izao gn'andron'e famonje.\v 3 Tsy magnapetraky vato matafitoha agn'olohan'ia na ia iay, fa iay tsy mikiry gne hampalazaratsy gne asa fanompoanay.