Mon Mar 16 2020 11:55:45 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-03-16 11:55:46 +03:00
commit 610fc44af9
94 changed files with 196 additions and 2 deletions

1
04/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Noho izany, satria iay mana izany asa fanompoa izany, sady avy nahazo famindra-po, da kivy iay. \v 2 Kanefa, tsy nekenay ireo fomba mahamegnatry sy mifiny. Tsy miaigny ame fitaky iay, ary mampiasa gne marin'gne zakan'e Zagnahary. Ame fagnaboha gne marigny, iay da mibeko gne tegnanay ame feon'gne fieritreretan'gne olo mba hindesy amason'Andriamanitry.

1
04/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Fa raha takofa gne filazantsaranay, izany da ho takofa amin'izay maty raiky avao.\v 4 Ame raha miseho amindreo, gn'andriamanitr'izao tontolo izao da najamba gne say tsy mino indreo. Avy am'izany, tsy afaka magnety gne fahazavan'gne filazantsaran'gne voninahitr'i Kristy indreo, izay taren'n'Andriamanitry.

1
04/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Fa iay tsy mizaka gne tegnanay, fa i Jesosy kristy akô ame Tompo, ary iay da akô gne mpanomponareo noho gne am'i Jesosy.\v 6 Fa Andriamanitry da izay raiky nizaka hoe: ''Gne fahazava hamirapiratry ame mizy.'' Izy ne namirapiratry tame fonay, mba hagnome gne fahazavan'gne fahalalà gne voninahitr'Andriamanitry ame fagnatrehan'i Jesosy Kristy.

1
04/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Fa iay mana iza harena iza ao agnaty tavoara tanimanga, mba hazava fa gne hery zakabe mihôtry lavitry da an'Andriamanitry fa tsy anay. \v 8 Ampijaly ame fomba maro rehetra iay, nefa tsy resy. Very lavitry iay fa tsy ampy famoizam-po. \v 9 Ejehigny iay fa tsy niloza. Noviny iay fa tsy maty.\v 10 Milezagny ame tegnanay gne fahatesan'i Jesosy fezay iay, gne fianan'i Jesosy avakoa da hiseo ame tegnanay.

1
04/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Iay velogny da minday fezay ame vatanay gne fahafatesan'i Jesosy, ame fiaignan'i Jesosy da hiseho ame gn'ainay olombelo.\v 12 Noho izany gne fahafatesa da miasa amintsika, fa gne fiaina da miasa ao aminareo.

1
04/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Fa iay mana fagna ne finoa mitovy ame vosoratry hoe: \v 14 ''Nino iaho, ary da nizaka iaho hoe: ''Mino avakoa iay ,ary nizaka avakoa iay. Lalanay fa izy raiky gne nananga gne Jesosy Tompo,da mbola hananga atsika avakoa miaraky am'i Jesosy. Fantatray fa hinday anay miaraky aminareo ao ame fagnatreha Izy. \v 15 Gne raha rehetra da ho anareo mba araky gne fahasoava naparitaky tame olo maro,gne hitombozan'e fagnomeza-pisaora am'e voninahitr'Andriamanitry.

1
04/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Noho iza da tsy ho kivy iay. Ndre da malemy ivelany aza iay, da hohavaozy isan'andro isan'andro gne ao agnatinay. \v 17 Fa am'gn'andro mandalo izao, gne fijalia mevagny da magnomagny anay ho ame lanjan'e voninahitry maharitry mandrakizay izay mihotry gne fandanjà rehetra. \v 18 Fa atsika tsy magnety rha hita, fa gne raha tsy hita. Ireo raha izay mety ho hitatsika da tsy maharitry, fa gne raha tsy hita da maharitry mandrakizay.

1
04/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 4

1
05/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Fantatrintsika fa raha rava gne fipetraha eto an-tany izay idoboatsika, da mana tragno avy amin'Andriamanitry atsika. Iza da tragno tsy namboarin'e tagnan'olombelo,fa tragno mandrakizay, agny an-dagnitry. \v 2 Fa ety am'ity tragno ety atska da malahelo,magniry mafy gne hitafy gne fipetrahatsika agny an-dagnitry. \v 3 Magniry mafy an'iza atsika satria ame famboaratsika iza da tsy ho hita mikozy atsika.

1
05/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Fa raha mbola eto amin'ity tragno ity atsika, da malahelo, mavesatr'entá. Tsy ta hikozy atsika. Kanefa, te hisiky atsika , mba ho atelin'gne fiaina izay mety maty. \v 5 Ilay raiky izay nagnoma atsika am'izany raha izany da Andriamanitry, izay nagnome atsika gne Fagna ho fagnambara izay ho avy.

1
05/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Noho izany da matokia hatrany. Mitongava say fa raha an-dragno ame tegnatsika atsika dalavitry gne Tompo. \v 7 Fa mandeha mae finoa atsika, fa ts ame fatiha. \v 8 Noho iza ny da mana fatokia isika. Aleotsika lavitry gne vatagny an-dragno miaraky am'i Tompo

1
05/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Ka da anitsika tanjognbizany, ndre da an-dragno isika na lavitry izany, mba hahafinaritry Azy. \v 10 Fa atsika ab da hiseho sinitry agnoloan'e seza fitsaran'i Kristy, mba azahoan'e tsiraikiraiky gne mifagnaraky ame raha vitany tame vatagny, na ho ame tsara na ho ame ratsy.

1
05/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Noho izany, gne fahafantara gne tahotry gne Tompo, gne handresetsika lahatry gn'olo. Gne maha atsika antsika da hitan'Andriamanitry mazava. Magnategna iaho fa mazava ame feon'e fieritreretanareo avakoa izany. \v 12 Tsy miezaky handresy lahatry anareo koa iay fa mba hagnety anay mitovy ame mahitsy fo. Fa magnome antony ho anareo hirehareha nohon'gn'aminay iay, mba hanagnanareo valin'e zaka ho andreo izay mirehareha am'gn'endriky ivelany fa tsy gn'am-po.

1
05/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Fa raha very say iay, da hoan'Andriamanitry iizany;ary raha tonga say tsara iay, da ho anareo izany. \v 14 Fa gne fitiavan'i kristy gne mampirisiky anay, satria azonay antoky gne hoe: nisy olo raiky maty hoan'gn'olo aby ary noho izany da maty gne rehetra. \v 15 Maty Izy hoan'gne rehetra,mba tsy ho velo hoan'etegna ndreo esana indreo zay velo fa ho Anazy izay maty ary natsanga nohon'gne fitiava andreo.

1
05/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Noho izany antony izany, manomboky androany da tsy mitsara na ia na ia araky gne fomba n'gn'olombelo atsika, ndre da efa nahita an'i Kristy mitovy am'izany atsika taloha. Fa am'izao andro zao atsika da tsy mitsara na ia na ia esana.\v 17 Noho izany, raha misy oloao ao am'i Kristy, da olom-baovao izy. Efa lasa gne raha taloha. Hiteo fa efa lasa vaovao indreo.

1
05/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Ireo zavatry rehetra ireo da avy amin'Andriamanitry. Nampevaniny tame Tegnany tam'gn'alalan'i Kristy atsika, sady nomeny atsika gne asa fagnompoa fivavaha. \v 19 Izany hoe, ao am'i Kristy Andriamanitry gne mampihava izao tontolo izao ame Tegnany, tsy magnisa gne fahadisovandreo amindreo. Nankiny taminay gne hafatry gne fampihavagna.

1
05/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Ka votendry ho mpisolo tegna an'i Kristy iay, mitovy am'gn'alalanay gnagnamboaran'Andriamanitry gne fangiany. Miangavy anareo iay noho i Kristy: ''Mihavagna amin'Andriamanitry!'' \v 21 Naniny tonga soro hoan'gne fahotantsika i Kristy. Izy raiky gne mbola tsy nanota miihitsy. Naniny izany mba ho lasa fahamarignan'Andriamanitry aminazy atsika

1
05/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 5

1
06/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Miaraha miasa aminazy, iay avakoa da mandrisiky anareo tsy hangala gne fahasoavan'Andriamanitry fahatany. \v 2 Fa nizaka izy hoe: ''Tame fotoa mety da niteno anareo Iaho, ary tame gn'andron'e famonje da nagnampy anareo Iaho. Hiteo, am'izao gne fotoa mey. Hiteo,a'izao gn'andron'e famonje.\v 3 Tsy magnapetraky vato matafitoha agn'olohan'ia na ia iay, fa iay tsy mikiry gne hampalazaratsy gne asa fanompoanay.

1
06/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Fa iay da magnaporofo gne tegnanay ame gn'asanay agnaby, fa mpanompon'Andriamanitry iay. Iay gne mpanompony ame fiareta zakabe, ame fijalia, ame fahavovozoa, ame fahasarota, \v 5 am'ireo vango, ame fagnagadra, ame fikomia, ame asa mafy ,am'ireo aligny tsy misy fatoria,ame mosary, \v 6 ame fahadiova, fahalala, fiereta, fahatsora-po, ame Fagna masy, ame tegna fitiava.\v 7 Iay gne mpanompony ame zakan'e fahamarina, am'gne herin'Andriamanitry. Iay da mana gne fiarovan'e fahamarina am'gne herin'Andriamanitry. Iay da mana gne fiarovan'e fahamarina ho an'gne tagna ankavana sy ankavia.

1
06/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Iay da miasa ame voninahitry sy ame fangala-baraka, ame fagnaratsia sy gne fiderà. Iay da nasia kobotiky ho mpamitaky nefa iay da olo marigny. \v 9 Iay da miasa akô iregny olo tsy misy mafantatry iregny nefa iay da mbola malaza. Miasa akô olo ho faty iay- hiteo fa mbola miaigny iay. Miasa iay akô olo ho sazÿ noho gne asanay nefa tsy akô gn'aniny gne hovinÿ. \v 10 Iay da miasa akô gne malahelo, nefa da mifaly fezay. Iay da miasa akô gne sahira ,kanefa da mampana-karer olo maro iay. Miasa ako tsy mana na ino na ino iay kanefa ako mana gne raha rehetra.

1
06/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Iay da nizaka gne mariny rehetrataminareo, ry Korintiana, gne fonay da misokatry midagnadagna. \v 12 Gne fonareo da tsy nofehezinay, fa anareo gne nifé gne fihetse-ponareo manoka. \v 13 Ary mba ho valiny izany ara-dalana- mizaka aminareo akô gn'anin'e zaza madiniky iaho- sokafy hidagnadagna gne fonareo.

1
06/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Ka mifamatotry am'ireo tsy mpino. Fa ino me gne hindraisan'e fahamarina ame fandika lalàgna? Fa ino gne hiarahan'e mazava ame mizy?\v 15 Ino gne mety hifagnaraha gn'eo am'i Kristy sy Beliala? Na ino gne tokony gn'anjaran'e mpino raiky sy mae tsy mpino raiky? \v 16 Ary ino me gne fifagnaraha misy ame eglizin'Andriamanitry sy gne fanompoa sampy? Fa atsika da tempolin'Andriamanitry velo, araky gne'efa nizakain'Andriamanitry hoe: ''Hipetraky amindreo Iaho ary handeha amindreo. Iaho da ho Andriamanitr'indreo ary indreo da ho oloko.''

1
06/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Noho izany,'' Mizotsoa iala amindreo sady mitokana,'' hoy gne Tompo: ''Ka mikasiky raha maloto, ary Iaho hangala anareo.\v 18 Iaho da ho Iabanareo, ary anareo da ho zanako lelah sy ho zanako viavy'', hoy gne Tompo Tsitoha

1
06/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 6

1
07/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Ireo malalako, hatrame nanagnatsika gne fizakàn'gne fikasaha da aoky ataika hagnadio gne tegnatsika ame raha aby izay mahavy gne fahalotoha ame vatagny sy gne fagnatsika. aleo atsika hitady gne fahamasina ame fahatahora an'Andriamanitry.

1
07/02.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 2 Alay iay! Fa tsy nagnano ratsy tamin'ia na tamin'ia.Tsy navoratry na nagnararaotry na ia na ia iay. \v 3 Tsy hagnameloky anareo gne hizakako izany. Fa efa nizakaiko fa ato am-ponay anareo, fa miaraky maty sady miaraky velo atsika. \v 4 Mana fahatokisa zakabe aminareo iaho, sad mirrehareha noho gn'aminareo. Feo fampionogna aho. Misesisesy gne hafaliako ndre da eo gne famijalila rehetra.

1
07/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Raha avy tagny Makedonia iay, tsy nana fangala valaky gne ainay. Noho izany nalehelo tame fomba rehetra iay noho gne ady tagny ivelnay,sy gne tahotry tagn'aty. \v 6 Fa Andriamanitry,izay nankahery gne kivy, nankahery anay tame fihavian'i Titosy. \v 7 Tsy tam'gn'alalan'gne fihevisany avao gne hankaherezan'Andriamanitry atsika. Fa tame fankahereza noresin'i Titosy taminareo. Mizaka amisika izy gn'ame hazakaben'e fitiavanareo sy gn'alahelonareo ary gne fitahianareo ana tokôtry. Ka ho faly mandrakizay iaho.

1
07/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Ndre da nampalahelo anareo gne taratasiko, da tsy nampanegny ana iza. Fa nanegny tam'izany iaho raha nahiita fa nampahory fo anareo gne taratasiko. Fa nalahelo nandritry gne fotoa fohy anareo.\v 9 Am'izao fotoa izao da faly iaho, tsy hoe malahelo anareo, kanefa gne alahelonareo gne hinday anareo ho ame fibebaha. Anareo da niaigny gne fahoria ao ame Zagnahary, ka tsy nisy very gne raha nijalianareo ho anay.\v 10 Gne fahoria amin'Andriamanitry da minday fibebaha gne mba hahatantetraky gne famonje tsy misy fanegnena. Ndre da izany da gne alahelon'izao tontolo izao da mitondra fahafatesa.

1
07/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Hiteo eky e hambehaza vokatry gne fijalianareo tame fahoria ao amin'Andriamanitra. Zakabe tokotry habehaza e fijalia taminareo mba hagnaporofoa fa tsy manan-tsigny anareo. Zakabe tokotry gne habehaza gnavigniranareo, gne tahotranareo, gne alahelonareo, gne zotom-ponareo, sady gne fagnirianareo ahita gne fahamarina izay tokony hany! Ame raha rehetra da nagnaporofo tamé gne tegnanareo anareo mba tsy ho diso amin'izany raharaha izany.\v 12 Na da nanoratry taminareo i aho,I aho da tsy nanoratry hoandreo mpagnano ratsy, na ho an'gne raiky izay miharitry gne ratsy. Nanoratry i aho mba tokony hampahafantary gne fahazotoanareo teo aminay eo agnatrehan'Andriamanitry.

1
07/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Tame gn'alalanizany gne nampahereza anay. Mihotry nohon'e fampahereza izay efa anagnanay, Tsy homby tratra gne fifaliany nohon'e fifalian'i Titosy, satria gne efa niheritreretiny da velombelogne noho gne aminareo rehetra.\v 14 Raha i aho gne nirehareha tame gne momba nareo, da tsy mba afa-baraka aho. Mifanohitry amin'izany, gne raha rehetra izay nizakanay taminareo da marina aby, gne fireharehanay momba nareo tamin'i Titosy da voaporofo fa marina.

1
07/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Gne fitiavany anareo da zakabe tokotry, mitovy gne nahatsiarovany gne fankasitranareo rehetra, dinio gne fandraisanareo azy tame gne tahotry sady magnitakitaky.\v 16 faly i aho satria mana fahatokia tanteraky taminareo.

1
07/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 7

1
08/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Tianay ho fantatrareo, rahalaha, gne momban'gne fahasoavan'Andriamanitry izay nome tamé ndreo fiangonan'i Makedonia.\v 2 Nandritry gne fitsapa zakabe ame gne fahoria, gne filasaky gne hafaliany sy gne fara-fahantra ndreo da niteraky haren-zakabe gne falalan-tagna

1
08/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Satria mijoro vavolombelo i aho fa nagnano be arak'izay vitany indreo, sady mihoatry an'izay vitany aza. Sady tamé gne sitrapondreo manoka\v 4 sy niaraky tamé gne fitalahoa mafy gne nangatahandreo taminay gne fahafaha mba hana anjara amin'ity asa fanompoa eo ame ndreo mpino ity.\v 5 Tsy niboky arak'izay nantegnainay izany. Nefa, nanolotry gne tegnany mialoha tamin'Andriamanitry indreo. Sady nanolo-tegna ho anay indreo tamé gne sitrapon'Andriamanitry.

1
08/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Ka nandrisiky an'i Titosy iay, izay efa nagnatomboky an'iza asa izany, mba hagnatanteraha gne fahasoava aminareo. \v 7 Fa anareo da mana-karé ame raha agnaby, ame finoa, ame zaka, ame fahalala, ame fahazotoa, ary ame fitiavamnareo anay. Ka anio gne azahoa antoky mba hanagnan-drahaam'iza asa fahasoava izany anareo. [GNE ULB sy UDB, miaraky ame fandika gne zaka maro hafa, da mivaky akô izao: ''Ame fitiavanao anay.'' Gne fandika gne zaka da mivaky akô izao: ''Ary ame fitiavanay anareo']

1
08/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Tsy mizaka izany akô gne didy iaho. Fa mizaka izany iaho mba ho fitsapa gne fahamarina gne fitiavanareo ame fampitovia an'iza ame fahazotoa-pon'olo hafa.\v 9 Satria lalanareo gne fahasoavan'i Jesosy kristy Tompontsika. Ndre da nana-kare aza izy, da lasa sahira avy aminareo, ka am'gn'alalany gne fahasahira gne mety hampanan-kare anareo.

1
08/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Am'iza rersaky izany da hagnome torohevitry anareo iaho mba hagnampia anareo. Tao raiky lasa iza, da tsy nanomboky nagnano raha fatany anareo, fa nikiry gnagnamboara an'iza. \v 11 Androany da amboary izany, akô gne nampisy gne fazotoam-po sy gne fikiria hagnano an'izany, da lonoky ho tanterakareo izany, arak'izay azonareo ho anÿ. \v 12 Satria raha magniry mafy gne hagnano an'iza asa izany anareo da raha tsara sady azo eke izany. Tsy maintsy mifototry am'izany hanagnan'olo raiky an'izany fa tsy izay tsy anagnany.

1
08/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Fa iza asa izany da tsy hagnameva gne hafa sady tsy hapavesatry anareo. Kanefa tokony ho hisy avao gne rariny. \v 14 Gne hare nareo am'izao fotoa izao da hagnome izay ilaindreo. Ka izan da midka fa harendreo da hisy hagnomeza zay ilainareo koa. Ary mba hagnomezandreo gne rariny. \v 15 Araky izay efa voasoratry da hoe: ''Zay mana maro da tsy nana ambiny, ary izay nana kidikidy da tsy nana gne tsy ampy.''

1
08/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Fa an'Andriamanitry gne fisaora, izay nagnapetraky gne famatora tam-pon'i Titosy izay anagnako aminareo. \v 17 Fa izay tsy nagneky gne fangiantsika nefa matotry tam'izany avakoa. Nagnato anao tame sitrapony manoka izy.

1
08/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Nalefanay izy niaraky tame rahalah izay noderay tafovoan'e fiangona rehetra noho gne asa fitoria filazantsara. \v 19 Tsy iza avao, fa izy koa da nofidin'e fiangona mba handea hiaraky aminay khinday gne asan'e falala-tagna izao. Izany da ho an'e voninahitr'izy Tompo sy hoan'gne fagnirianay mba hagnampy.

1
08/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Mitandrigny iay gn'ame mety hisian'e olo mitaray momba anay mikasiky an'iop adsa fahalala-tagna izay aninay io. \v 21 Ka mila mitandrigny iay mba hagnano gne tsara, fa tsy akatrefan'e Tompo raiky avao, fa koa akatrefan'gn'olo.

1
08/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Mandefa lelah raiky hafa avakoa iay miaraky amindreo. Matetiky iay gne nitsapa anazy, ary nahita anazy mafana fo tame asa marobe. Mazoto lotry izy am'izao andro zao noho gne fatokisa zakabe izay anagnanay aminareo. \v 23 Raha gn'am'i Titosy,izy gne namako sy mpiaraky miasa amina ho anareo. Raha gne ame ralahalanay, da nalefan'e fiangona aby indreo. Voninahitry ho an'i Kristy indreo. \v 24 Ka abohay andreo gne fitiavanareo, ary abohoay ame fiangona gne antony gne fireharehanay mikasiky anareo.

1
09/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Mikasiky gne asa fanompoa hoan'e mpino, tsy tegna ilaiko gne manoratry ho anareo.\v 2 Fantako gne momba gne fagnirianareo, izay ireharehako am'g'olon'i Makedonia. Nizakaiko andreo fa i Akia da efa vono nanomboky tame tao lasa. Gne zotom-ponareo gne nandrisiky gn''akamaroandreo hiasa.

1
09/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Ka nirahako gne ralaha mba tsy hisy dikany gne fireharehantsika mikasiky anareo, ary mba ho vony anareo ,araky gne efa nizakaiko taminareo. \v 4 Raha atsy izany, raha ,misy Makedonia maro miaraky amina ary mahita anareo mbola tsy vono, da ho megnatry atsika-tsy mizaka na ino na ino mikasiky anareo iaho-noho gne fahatokisa anareo.\v 5 Ka mandiniky iaho fa ilaigny gne mandrisiky gne ralah handea aminao sady hagnano fifagnaraha aloha ame gne fagnomeza izay nampagnategnainao. Izany da afaha mivonogny akô gne fitahia, fa tsy akô gne raha tsy azo eke.

1
09/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Gne tegna izy da ity: Gne olo mamafy raha kidikidy da hihila kidikidy avakoa izy, ary gne raiky zay mamafy ame tanjom-pitahia da hihila fitahia avakoa. \v 7 Apretray gne tsiraikiraiky hagnome araky izay namboariny tame fony. Aza ambela hagnome amim-phoria sy amin-katere izy. Fa gne magnome am-pifalia gne tian'Androamanitry.

1
09/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Gn'Andriamanitry da afaky mampitombo gne fitahia ho anao, ame raha aby sady afaky hahazo zay ilainareo aby anareo. Izany gne misy da mba afahanareo magnatombo gne asa soa anareo. \v 9 Izany da araky gne vosoratry hoe: ''Nizarainy gne hareny ary nomeny an'e sahira. Maharitry mandrakizay gne fahamarignany.''

1
09/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Izy izay magnome vokatry gne mpamboly izay mamafy gne moflo hoan'e hany, da hagnome sy hampitonbo gne vokatrinao avakoa ame famafaza. Hampitombo gne vokatry gne fahamarinanao izy. \v 11 Hahazo hare ame fomba rehetra mba halasa anao ho malala-tagna. Izany da hinday fampisehoa-p[isaora an'Aandriamanitry am'gn'alalanay.

1
09/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Gne fagnatanteraha an'io asa fanompoa io da tsy vitan'gne hoe mahafeno gne raha ilain'e mpino avao. Mitombo avakoa izany ame asa fagnomeza-pisaora an'Andriamanitry maro be. \v 13 Fa noho gne fitsapa anareo izay voaporofo amin'io asa io, da hagnome voninahitry an'Andrimanitry avakoa anareo ame fankatoava gne fifonahanareo ame filazantsaran'i Kristy. Da hagnome vononahitry an'Andriamanitry avakoa anareo ame fahalala-tagna nareo ame fagnomeza ho andreo sy gne olo aby.\v 14 Magniry anao indreo, sady mivavaky ho anao. Magnano izany indreo noho gne hazakaben'e fahasoavan'Andriamanitry ao aminao. \v 15 Ho an'Andriamanitry gne fisaora noho gne fagnomezany tsy hay zakay.

1
09/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 6

1
10/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Iaho Paoly da miangavy anareo gne tegnako, ame fagnetre-tegna sy hamoram-pagnan'i Kristy. Malemy fagna iaho raha eo ame fagnatrehjanareo, nefa iaho da masahy raha eo aminareo. \v 2 Mangataky aminareo iaho, refa miaraka atsika da tsy mila mahasahy ame fatokisa-tegna iaho. Kanefa mieritreritry iaho fa mila masahy manohitry izay mieritreritry fa atsika da miajigny arajky gne nofotry.

1
10/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Fa ndre da izany aza da mandeha araky gne vatagny iay sady tsy miady araky gne nofo. \v 4 Fa gne fiadiva izay8 hiadivanay da tsy ara-nofo. Noho izany mana tanjaky avy agny an-dagnitry mba hagnapoteha gne fagna ratsy. Fa tsy minday na ino na ino gne hevi-pi9tak'indreo

1
10/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Ho vilavilatsika avakoa gne raha ambony izay mampitsanga gne fanohera gne fahalala an'Andriamanitry. Fa mieritreritry gne hagnadevo gne tsiraikiraiky ame fankatoava an'i Kristy atsika. \v 6 Sady miomagna ame fagnasazia ame fihetsiky tsy mety rehetra atsika raha avy tonga da tanteraky gne fagnekenareo.

1
10/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Hiteo mazava tsara gn'agnoloanareo. Fa na ia na ia gne resy lahatry fa izy gne Kristy, aleo hagnatsa gne tegnany izy fa izy tokôtry da i Kristy, da akô izany koa atsika.\v 8 Eka fa na da mirehareha kidikidy azaky iaho momba gne fahefantsika, izay nomen'e Tompo atsika mba hanangana sy tsy hanimba anareo, tsy ho megnatry iaho.

1
10/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Tsy tiako izany gne hampihorohoro anareo am'gn'alalana'e taratasiko. \v 10 Fa gne olo sasany nizaka hoe: ''Mataotry sy mahery gne taratasiny, nefa malemy ara-batagny izy. Tsy mendriky ho tenomy gne zakany.''

1
10/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Aoky gne olo tahaky andreo ahafantatry fa gne zaka ame taratasinay tame fotoa sy nateo anay da magnaboky gne asa tokony ho aninay rehefa avy agny iay. \v 12 Tsy mandeha lavitry iay na mampitovy gne tegnanay amindreo izay midoka-tegna. Fa raha magnametatry gne tegnanay am'gne hafa indreo ary mampitovy gne tegnany ame hafa da tsy hatahotry.

1
10/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Atsika ndre da izany aza tsy hirehareha mihotry gne tokony ho izy. Kanefa ataonay avao izany izay misy fetrany araky gne nitondroin'Andriamanitry anay, mba hisy farany izay mikasiky anareo. \v 14 Fa tsy mitandrigny gne tegnanay iay raha avy taminareo. Iay gne avy volohany taminareo niaraky tame filazantsaran'i Kristy.

1
10/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Tsy nirehareaha mihôtry gne farany atsika gne mikkasiky gne asan'e sasany. Kanefa, anmtgnainay fa hitombo gne finoanareo ame asa zakabe mandigny gne tsiraikiraiky, sady samby mana gne farany aby. \v 16 Fa ity e raha ategnainay mba afahanay mitory gne filazantsara ndre da ame toera lavitry anareo aza. Tsy hiehareha momba gne asa efa vita tagny ame faritry hafa atsika

1
10/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 ''Aoky gne raiky izay mirehareha, hirehareha ame Tompo.\v 18 '' Fa tsy gne raiky i9zay magnome gne tegnany gne eke. Nefa aoky gne raiky izay nagnome gne Tompo.''

1
10/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 10

1
11/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Magniry aho mba ahafahanareo mamela ana hagnano hamola kidy sasany. Fa tena mamela ana tokotry me anareo! \v 2 Fa saro-piaro gne momba nareo aho. Mana fahasarotam-piaro araky an'Andriamanitry aminareo aho, hatramin'gne nagnomezako toky anareo tamé fanambadia hoan'gne vady raiky avao. Nagnome toky aho gne hanolotry anareo mitovy ame gne virjiny madio ho an'i Kristy.

1
11/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Fa matahotry i aho sao da hitovy gne namitahan' gne menara an'i Eva tamé gn'alalan'gne hafetseny, gn'erignerinareo da mety hiala ame fanoloran-tegna ame fo mahitsy sy madio amin'i Kristy. \v 4 Fa eritrereto hoe misy olo raiky avy hitory Jesosy hafa akotrin'gne toritsika. Na eritrereto hoe mangala fagnaha hafa akotr'izay nalainareo anareo. Na eritrereto hoe mangala filazantsara hafa akotr'gne raiky izay nalainareo anareo. Apetranareo tsara avao iregny raha tsara iregny!

1
11/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Satria mieritreritry iaho fa tsy farany ambany ame raha zakay fa hoe apostoly ambony.\v 6 Ndre da tsy nizary gne hizaka aza iaho, fa da nizary tamé fahalala. Tamé fomba rehetra sy tam'gne raha aby da naninay ho fantatrareo izany.

1
11/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Nanota me iaho tame nanetreko tegna mba hagnavota anareo? Fa nitory gne filazantsaran'Andriamanitry maimaipoa ho anareo iaho. \v 8 Norobain'e fiangona hafa iaho tam'n'alalan'gne fagneke ho fanohagna avy tamindreo mba nafahako manompo anareo.\v 9 Raha niaraky sy nitady fagnampia taminareo iaho, da tsy nanahira na ia na ia. Fa gne raha nitadiaviko da efa nomen'e mpirahalah izay avy agny Makedonia. Tame raha aby da nintandrigny gn'aiko tsy ho eta- mavesatry aminareo iaho, ary hanohy hagnano an'izany.

1
11/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Raha mbola amina atoa gne fahamarinan'i Kristy da tsy hisÿ gne fireharehako agny am faritr'i Akaia. \v 11 Nagnino me? Satria tsy tiako me anareo? Andriamanitry gne mafantatry anazy.

1
11/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Fa gne raha aniko da mbola ho aniko avao, mety afako mangala gne fitaraigna noho gne fagnakiagna ana sy gne fitaraigna avy am'izay mankatia andreo hirehareha- fa indreo da hitia fa magnano asa mitovy am'gn'aninay. \v 13 Fa gn'olo mitovy am'izany da apostoly sandoky sy mpiasa mamitaky. Indreo da magnano sarisari-tegnany akô gn'apostolin'i Kristy.

1
11/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Izany da tsy ,mahagaga, fa ndre da gne devoly azaky magnaboky gn'ainy akô gn'anjelin'e fahazava. \v 15 Tsy magaga esana izany raha magnaboky gn'ainy akô gne mpanompon'e fahamarinan'gne mpanompony indreo. Gn'anjarandreo da gne raha magneva gne asandreo.

1
11/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Zakaiko etoa koa hoe: ''Aza avela ho hisy gn'eritreritry mizaka hoe mola iaho. Fa raha magnano an'iza anareo, da reso akô gn'anin'e mola iaho ka mba mireareha ndre kidkidy. \v 17 Gne raha zakaiko mikasiky an'e fahatokisa mirehareha ity da tsy araky gne zakain'i Tompo, fa mizaka akô gne mola iaho. \v 18 Fa efa maro gne olo gne mirehareha araky gne vatagny, da hirehareha avakoa anefa iaho.

1
11/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Nagneky am-pifalia tam'gne mola anareo. Da hanakagna gn'ainareo! \v 20 Fa mandefitry am'gn'olo anareo raha misy magnandevo anareo, mandany anareo, magnararaotry anareo, mihevitry gn'ainy ho amboninareo, na raha mamango rakatry anareo azaky izy.\v 21 Ho zakaiko ame fahafam-barakanay fa malemy lotry iay tame fagnamboara an'izany. Raha misy mireareha - da mizaka akô gne olo mola iaho- Iaho avakoa da hirehareha.

1
11/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Hebreo me indreo reo? Iaho avakoa. Israelita moa indreo? Iaho avakoa. Taranak'i Abrahama me indreo? Iaho avakoa.\v 23 Mpanompon'i Kristy me indreo? (Mizaka akô gn'olo very say iaho.) Mihotry an'izany iaho. Mbola niasa mafy nihotry an'izany azaky iaho, tagny ame tragno mizy matetiky, tame vango mihotry gne tokony ho izy, tame fagnatreha gne loza maro mafaty.

1
11/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24 Avy tame Jiosy gne nazahoako ''vangp efapolo latsaky raiky'' Indimy. \v 25 Itelo vôvango tam'gne kakazo iaho. Indraiky vôtora-bato iaho. Intelo vaky sambo iaho. Nandany aly raiky sy andro raiky tan-dranomasy iaho. \v 26 Nivezivezy tame lozan'gne renirano iaho, tame lozan'e mpagnendaky, tame lozan'gn'olo manoka, tame lozan'i gne Jentilisa, tame lozan'e tany ame tanà, tame loza tagny agn'efitry, tame loza tan-dranomasy, tame loza avy taminareo ralah sandoky iaho.

1
11/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 27 Efa tam'gn'asa mafy sy satotry iaho tame aly tsisy torimaso, tame mosary sy fangetaheta , tame fifadia hany matetiky, tam'gnatseky sy fikozia. \v 28 Akotry gne raha hafa, misy fangnindria isan'andro amina avy ame fagnahiako ame fiangona aby. \v 29 Ia gne malemy, ka tsy malemy iaho? Ia gne mahavignitry, ka tsy vignitry iaho?

1
11/30.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 30 Raha tsy maitsy mirehareha iaho da hirehareha mikasiky an'izay magnaboky gne falemeko. \v 31 Gn'Andriamanitry sy Iaban'i Jesosy Tompo, izay deray mandrakizay, da mafantatry fa tsy mivandy iaho!

1
11/32.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 32 Tagny Damaskosy gne governora ambanin'i Areta mpanjaka da niamby gne tanàn'i Damaskosy mba hanambora ana.\v 33 Fa nampidigny tame haro be tame varangara-kely raiky teo ame banja malalaky iaho ka nilefa gne tanà.

1
12/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Iaho da tsy maintsy mirehareha fa tsy misy ndre ino ndre ino azo avy am'izany. Fa iaho da hanohy gn'ame fahita sy gne fagnambara avy tam'i Tompo. \v 2 Mafantatry lelah ao am'i Kristy iaho izay efatry ambifolo tao lasa izay- na ao am'tegna na tsy am'tegna, iaho da tsy mafantatry fa Andriamanitry gne mafantatry- nalay niakatry tagny ame lagnitry fahatelo.

1
12/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Ka fantaro fa io lelah io- na ao am'tegna, na tsy am'tegna, iaho tsy mahalala fa Andriamanitry gne mahalala- \v 4 da nslay niakatry tam-paradisa sady naré raha izay tegna masy lotry am'gn'olo hizaka anazy.\v 5 Am'gn'agnaran'gn'olo mitovy am'izany da hirehareha iaho. Fa ame agnaran'gn'aiko da tsy hirehareha iaho, afa-tsy gne mikasiky gne falemeko.

1
12/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Raha te hirehareha iaho da tsy ho mola fa te hizaka gne marina. Fa hife gn'aiko ame firehareha iaho, mba tsy hisy na ia na ia hihevitry ana ho ambony noho izay hita amina na rè avy amina. \v 7 Hofeheziko ame firehareha avakoa gn'aiko noho gne fagnambara miavaky. Noho iza da tsy ho feno firehareha iaho, da nasia fantsy gn';aiki, gme mpinday gn'hafatry gne devoly da hagankoronta ana, mba tsy hirehareha lotry iaho.

1
12/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Itelo iaho gne nitalaho tam'i Tompo momba an'izany, mba angalany an'izany amina.\v 9 Fa hoy izy tamina hoe: ''Amp anao gne fasoavako, fa gne hery da nanÿ ho lafatry ame fahaleme.'' Aleoko mirehareha kokoa ame falemeko, mba hipetrahan'gne tanjak'i Kristy amina atoa.\v 10 Noho izany da fifalia gne ao am'i Kristy ame faleme, ame fifanevateva, ame koronta, ame fagnia sy gn'ame fotoa sarotry iaho. Fa na ovia na ovia malemy iaho da mantanjaky avao.

1
12/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Iaho da lasa mola! Anareo gne namôrise ana am'izany, fa iaho da tokony noderainareo. Fa iaho da tsy ambany noho gn'apostoly ambony zany mitsy, ndre da tsisy dikany aza iaho. \v 12 Gne hafantara mariny gne maha apostoly da efa nontanteray taminareo tame fahareta tanteraky, fahafantara sy fahagaga ary gne asa mahery. \v 13 Fa nagnino anareo vo tsisy dikany noho gne fiangona sasany, ankotry gne tsy maha vesatry ana ho anareo? Mamelà ana noho izany fahadisoa izany.

1
12/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Ity f avono gne ho avy fagnitelo agny aminareo iaho. Tsy ho olagny ho anareo esana iaho, fa iaho da tsy mila gne raha nareo. Fa anareo gne ilaiko. Fa tsy gne zanaky gne tokotry hitady hoan'ny gne lray aman-dre ny. Fa gne ray aman-dreny gne tokotry hitady hoan'e zanany. \v 15 Iaho ida faly tanteraky gne handany sy gne mbola ho lanÿ hoan'e fagnanareo. Raha mankatia be anareo ve iaho, da ho kidikidy gne hitiavanareo ana?

1
12/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Fa ndre da akô izany aza, da tsy nagnavesatry anareo iaho. Satria iaho fetsifetsy be, da iaho raiky gne nahazo anareo tame fitaky. \v 17 Nagnararaotry anareo tam'gn'alalan'gn'olo izay nirako taminareo iaho?\v 18 Nagniraky malaky an'i Titosy ho agny aminareo iaho, sady nirako niaraky taminazy gne ralahiny sasany. Nagnararaotry anareo me i Titosy? Raiky lala me atsiaka? Tsy niara-dia me atsika?

1
12/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Mba nieritreritry me anareo nandritry gne fotoa rehetra izay niarovanay gne ainay taminareo? Eo agnatrehan'e Zagnahary gne hizakananay fa tao am'i Kristy gne raha rehetra mba hampahereza anareo.

1
12/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Fa mataotry iaho so da tonga iaho da mety tsy hahita anareo araky gne fagnategnako. Mataotry iaho so da tsy ho hitanareo araky gne fagnatagnanareo. Mataotry iaho so da mety hisy hady, fialogna, fahavignira, fikasa ame fitiava-tegna, fidinia roho, firehareha, ary fikorotagna. \v 21 Mataotry iaho raha miverigny iaho da ho ambaninareo agnatrehanareo gne Andriamanitriko. Mataotry iaho so mety alahelo gne maro aminareo zay nanota taloha, ka mbola tsy nibebaky tame fahalotoa sy gne fijangajanga ary fihengohengoa feno fagniria ratsy izay nanindreo.

1
12/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 12

1
13/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Fagnitelon'izao gne nandalovako taty aminareo. ''Gne fagnisia tobotiky aby da tsy maitsy mitsanga ame porofo ne vavolombelo roy na telo. \v 2 '' Efa nizaka taminareo izay nanota taloha sy taminareo ambiny aby avakoa raha tame fagnindroiny, sady zakaiko avakoa izany hoe: ''Raha avy koa iaho, da tsy hafiray andreo esana iaho''

1
13/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Mizaka anareo an'izany iaho satria anareo da mitady porofo fa i Kristy da nizaka am'gn'alalako. Tsy malemy aminareo Izy. \v 4 Fa da mahery aminareo. Fa Izy da noviny ame fahaleme, nefa velo tame herin'Andriamanitry. Fa atsika koa da malemy ame gne herikn'Andriamanitry aminareo.

1
13/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Diniho gn'ainareo raha tianareo ho hita fa ame finoa anareo. Tsapay gne tegnanareo, tsy mbola azonareo an-tsay me gne momba gne gnainareo fa i Jesosy Kristy da ao aminareo? -Raha ohatry ka tsy nanjary gne fitsapa anareo.\v 6 Ary iaho matoky fa anareo da hagneky fa atsika da nanjary am'iza fitsapaha izany.

1
13/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Amizao atsika da mivavaky amin'Andriamanitry fa tsy afaky gne agnano raha ratsy anreo. Iaho da tsy mivavaky gne afaky ahita fa atsika da da nanjary ame fitsapaha. Kanefa, iaho da nivavaky gne mba afahanareo magnano an'izay mety nefa atsika da mety ho hita akô gne ts fazaria tame fitapaha. \v 8 Fa atsika da tsy afaky gne agnano raha mifanohitry ame fahamarina, fa hoan'e fahamarina raiky evao.

1
13/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Fa atsika da mifaly raha malemy na mahery anareo. Fa atsika koa da mivavaky mba ho anitsika feno anareo. \v 10 Manoratry ity raha ity iaho raha magnalavitry anareo iaho, ka raha miaraky aminareo iaho da tsy votery minday anareo ame favignira ame fampihara gne fahefako- izay nomen'e Tompo ana, mba hananganako anareo sady mba tsy hanimba anareo.

1
13/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Farany ralah, mifalia! miasà ame fameregna ame tokotry ho izy, mahereza, mifagneke gne tsiraikiraiky, miaigna am-piadagna, ary gne Andriamanitry gne fitiava sy gne fiadagna da hiaraky aminareo.\v 12 Mifagnotsafa anareo ame fagnorofa masy.

1
13/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Gne mpino aby da magnano veloma anareo. [Fagnamaria: Gne dikan'e zaka sasany da magnatambatry gne andigniny faha 13 ame gn'andigniny faha 12 sady magnano gne andigniny faha 14 ho andigniny faha 13.]\v 14 Lonoky gne fahasoavan'i Jesosy Kristy Tompo, gne fitiavan'Andriamanitry sy gne fiaraha ame Fagna Masy ho aminareo aby.

1
13/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 13

View File

@ -2,7 +2,11 @@
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
<<<<<<< HEAD
This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the full license found at http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/.
=======
This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the [license](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/).
>>>>>>> d72cc60e19aab5a2ee522bed599adc2400f40d1e
### You are free to:
@ -25,5 +29,8 @@ The licensor cannot revoke these freedoms as long as you follow the license term
You do not have to comply with the license for elements of the material in the public domain or where your use is permitted by an applicable exception or limitation.
No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material.
<<<<<<< HEAD
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
>>>>>>> d72cc60e19aab5a2ee522bed599adc2400f40d1e

View File

@ -32,6 +32,101 @@
}
],
"parent_draft": {},
"translators": [],
"finished_chunks": []
"translators": [
"MAD132"
],
"finished_chunks": [
"04-title",
"04-01",
"04-03",
"04-05",
"04-07",
"04-11",
"04-13",
"04-16",
"05-title",
"05-01",
"05-04",
"05-06",
"05-09",
"05-11",
"05-13",
"05-16",
"05-18",
"05-20",
"06-title",
"06-01",
"06-04",
"06-08",
"06-11",
"06-14",
"06-17",
"07-title",
"07-01",
"07-02",
"07-05",
"07-08",
"07-11",
"07-13",
"07-15",
"08-01",
"08-03",
"08-06",
"08-08",
"08-10",
"08-13",
"08-16",
"08-18",
"08-20",
"08-22",
"09-title",
"09-01",
"09-03",
"09-06",
"09-08",
"09-10",
"09-12",
"10-title",
"10-01",
"10-03",
"10-05",
"10-07",
"10-09",
"10-11",
"10-13",
"10-15",
"10-17",
"11-01",
"11-03",
"11-05",
"11-07",
"11-10",
"11-12",
"11-14",
"11-16",
"11-19",
"11-22",
"11-24",
"11-27",
"11-30",
"12-title",
"12-01",
"12-03",
"12-06",
"12-08",
"12-11",
"12-14",
"12-16",
"12-19",
"11-32",
"12-20",
"13-title",
"13-01",
"13-03",
"13-05",
"13-07",
"13-09",
"13-11",
"13-13"
]
}