auto save

This commit is contained in:
MAD133 2020-02-03 00:59:06 -05:00 committed by root
parent 1e35799f03
commit 54f2cdd935
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary da izany gne toky anagnantsika eo agnatrehan'Andriamanitra ame alalan'i Kristy. Isika datsy mahefa ame tegnatsika mbxa andray ndre ino ndre ino avy amintsika. Fa kosa , gne fahefantsika da avy amin'Andiamanitra. Andriamanitra gne nagnano antsika mba ho mpanompon'ny gne fagnekegny vaovao. Izany da fagnekagny tsy avy ame soratry fa any gne
Ary da izany gne toky anagnantsika eo agnatrehan'Andriamanitra ame alalan'i Kristy. Isika datsy mahefa ame tegnatsika mbxa andray ndre ino ndre ino avy amintsika. Fa kosa , gne fahefantsika da avy amin'Andiamanitra. Andriamanitra gne nagnano antsika mba ho mpanompon'ny gne fagnekegny vaovao. Izany da fagnekagny tsy avy ame soratry fa any gne Fagnahy. Fa gne soratry da mamono, ary gne Fagnahy magnome aigny.

1
03/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ary gne asa izay niteraky gne fahafatesagny da vosoratry tame