auto save

This commit is contained in:
MAD133 2020-02-03 02:18:11 -05:00 committed by root
parent 44337f363f
commit 4cfe9b83a2
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa gne sain'idreo da donto. Ndre da mandrak'ankehtriny zany voaly zany da mbola mijanogny eo ame famakiagny gne fanekegny taloha. Tsy misokaty zany, satria ao amin'i Kristy avao izany gnalaigny. Nefa ndre da ankehitriny, ndre ovia gne vakigny gne lalàn'i Mosesy, da mandrakotry gne fon'dreo
Fa gne sain'idreo da donto. Ndre da mandrak'ankehtriny zany voaly zany da mbola mijanogny eo ame famakiagny gne fanekegny taloha. Tsy misokaty zany, satria ao amin'i Kristy avao izany gnalaigny. Nefa ndre da ankehitriny, ndre ovia gne vakigny gne lalàn'i Mosesy, da mandrakotry gne fon'dreo gne vohaly. Nefa raha mitodiky amin'ny Tompo gne olo, da alainy gne vohaly.