auto save

This commit is contained in:
MAD132 2020-01-29 08:11:27 -05:00 committed by root
parent e652aa4c65
commit 44e73003ee
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Gne fagnatanteraha an'io asa fanompoa io da tsy vitan'gne hoe mahafeno gne raha ilain'e mpino avao. Mitombo avakoa izany ame asa fagnomeza-pisaora an'Andriamanitry maro be. Fa noho gne fitsapa anareo izay voaporofo amin'io asa io, da hagnome voninahitry an'Andrimanitry avakoa anareo ame fankatoava gne fifonahanareo
Gne fagnatanteraha an'io asa fanompoa io da tsy vitan'gne hoe mahafeno gne raha ilain'e mpino avao. Mitombo avakoa izany ame asa fagnomeza-pisaora an'Andriamanitry maro be. Fa noho gne fitsapa anareo izay voaporofo amin'io asa io, da hagnome voninahitry an'Andrimanitry avakoa anareo ame fankatoava gne fifonahanareo ame filazantsaran'i Kristy. Da hagnome vononahitry an'A