auto save

This commit is contained in:
MAD132 2020-01-28 03:01:29 -05:00 committed by root
parent 464401d65c
commit 3b1b446c02
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa iay mana iza harena iza ao agnaty tavoara tanimanga, mba hazava fa gne hery zakabe mihôtry lavitry da an'Andriamanitry fa tsy anay. Ampijaly ame fomba maro rehetra iay, nefa tsy resy. Very lavitry iay fa tsy ampy famoizam-po. Ejehigny iay fa tsy niloza. Noviny iay fa tsy maty. Milezagny ame tegnanay gne fahatesan'i Jesosy fezay iay, gne fianan'i Jesosy avakoa da hiseo ame tegnanay.
\v 7 Fa iay mana iza harena iza ao agnaty tavoara tanimanga, mba hazava fa gne hery zakabe mihôtry lavitry da an'Andriamanitry fa tsy anay. \v 8 Ampijaly ame fomba maro rehetra iay, nefa tsy resy. Very lavitry iay fa tsy ampy famoizam-po. \v 9 Ejehigny iay fa tsy niloza. Noviny iay fa tsy maty.\v 10 Milezagny ame tegnanay gne fahatesan'i Jesosy fezay iay, gne fianan'i Jesosy avakoa da hiseo ame tegnanay.