auto save

This commit is contained in:
MAD133 2020-02-03 00:59:06 -05:00 committed by root
parent 3138c6dd55
commit 35705b16fa
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Hanomboky hidera gne tegna indraiky ve iahy? Iahy da tsy mila gne taratasy fagnamarinagny aminareo na avy aminareo, mitovy ame olo sasany,sa tsy izany? Gne tegnanareo gne taratasy fagnamarinangy, izay vosoratry am-potsika, izay fantatry ary da vakiny gne olo rehetra. Anareo da mandre fa taratasy fagnambaragny avy amin'i Kristy, izay nomentsika. Izany da tsy vosoratry tame ranomity fa tame fagnah'ilay Andriamanitra velogny. Izany da tsy nadika tame takela-bato, fa teo ame takelaky gne fo gne
Hanomboky hidera gne tegna indraiky ve iahy? Iahy da tsy mila gne taratasy fagnamarinagny aminareo na avy aminareo, mitovy ame olo sasany,sa tsy izany? Gne tegnanareo gne taratasy fagnamarinangy, izay vosoratry am-potsika, izay fantatry ary da vakiny gne olo rehetra. Anareo da mandre fa taratasy fagnambaragny avy amin'i Kristy, izay nomentsika. Izany da tsy vosoratry tame ranomity fa tame fagnah'ilay Andriamanitra velogny. Izany da tsy nadika tame takela-bato, fa teo ame takelaky gne fo gnolombelogny.

1
03/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ary da izany gne toky anagnantsika eo anatr