auto save

This commit is contained in:
MAD132 2020-01-29 06:32:37 -05:00 committed by root
parent 24067d1525
commit 2610735305
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ka nirahako gne ralaha mba tsy hisy dikany gne fireharehantsika mikasiky anareo, ary mba ho vony anareo ,araky gne efa nizakaiko taminareo. Rah atsy izany, raha ,misy Makedonia maro miaraky amina ary mahita anareo mbola tsy vono, da ho megnatry atsika-tsy mizaka na ino na ino mikasik Ka nirahako gne ralaha mba tsy hisy dikany gne fireharehantsika mikasiky anareo, ary mba ho vony anareo ,araky gne efa nizakaiko taminareo. Rah atsy izany, raha ,misy Makedonia maro miaraky amina ary mahita anareo mbola tsy vono, da ho megnatry atsika-tsy mizaka na ino na ino mikasiky anareo iaho-noho gne fahatokisa anareo. Ka mandiniky iaho fa ilaigny gne mandrisiky gne ralah handea aminao