auto save

This commit is contained in:
MAD133 2020-02-03 00:59:06 -05:00 committed by root
parent 0241083f26
commit 221efaea3d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary da izany gne toky anagnantsika eo agnatrehan'Andriamanitra ame alalan'i Kristy. Isika datsy mahefa ame tegnatsika mbxa andray ndre ino ndre ino avy amintsika. Fa kosa , gne fahefantsika da avy amin'Andiamanitra. Andriamanitra gne nagnano antsika mba ho mpanompon'ny gne fagnekegny vaovao. Izany da fagnekagny tsy avy ame soratry fa any gne Fagnahy. Fa gne soratry da mamono, ary gne Fagnahy magnome aigny.
\v 4 \v 6 \v 5 Ary da izany gne toky anagnantsika eo agnatrehan'Andriamanitra ame alalan'i Kristy. Isika datsy mahefa ame tegnatsika mba andray ndre ino ndre ino avy amintsika. Fa kosa , gne fahefantsika da avy amin'Andiamanitra. Andriamanitra gne nagnano antsika mba ho mpanompon'ny gne fagnekegny vaovao. Izany da fagnekagny tsy avy ame soratry fa any gne Fagnahy. Fa gne soratry da mamono, ary gne Fagnahy magnome aigny.