auto save

This commit is contained in:
MAD132 2020-01-29 06:32:37 -05:00 committed by root
parent d1b0661b79
commit 1c8e37cb42
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Am'iza rersaky izany da hagnome torohevitry anareo iaho mba hagnampia anareo. Tao raiky lasa iza, da tsy nanomboky nagnano raha fatany anareo, fa nikiry gnagnamboara an'iza. Androany da amboary izany, akô gne nampisy gne fazotoam-po sy gne fikiria hagnano an'izany, da lonoky ho tanterakareo izany, arak'izay azonareo ho anÿ. Satria raha magniry mafy gne hagnano an'iza asa izany anareo da raha tsara sady azo eke izam
Am'iza rersaky izany da hagnome torohevitry anareo iaho mba hagnampia anareo. Tao raiky lasa iza, da tsy nanomboky nagnano raha fatany anareo, fa nikiry gnagnamboara an'iza. Androany da amboary izany, akô gne nampisy gne fazotoam-po sy gne fikiria hagnano an'izany, da lonoky ho tanterakareo izany, arak'izay azonareo ho anÿ. Satria raha magniry mafy gne hagnano an'iza asa izany anareo da raha tsara sady azo eke izany. Tsy maintsy izay gne fototry hanagnan'olo raiky an'izany fa tsy izay ts anagnany